|
|
|
|

Entry fitafofotra (tafofotra)
Part of speech noun
 Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy: Amin'ny rivo-doza, ny fitafofotry ny rivotra no loza noho ny fifafin'ny orana. [1.1]

Updated on 2023/01/05