| Entry | fitafiana (tafy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fitondrana lamba handrakofana ny tena:
Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1] | |||||
| Clothing [1.7] | |||||
| Vêtements [1.8] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Article | Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Updated on 2022/07/30 |
|