| Entry |
fitadidy
(tadidy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fomba entina mitadidy na mahatsiaro:
Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo
ny hafatra izay natahorany sao hadino. [1.1]
|
| | Manière de se souvenir [1.3]
|
| Examples | Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy.
[2.895]
|
|
| Entry |
fitadidy
(tadidy)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary. [1.1]
|
|