|
|
|
|

Entry fitaboretaka (taboretaka)
Part of speech noun
 Fomba na toetran'ny olona mipetraka mibotetaka, tsy miarina tsara fa toa miretaka, mifotetaka. [1.1]

Updated on 2023/01/05