| Entry | fitabatabana (tabataba) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana:
Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [1.1] | ||
| A tumult, an outbreak, a disturbance. [1.2] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|