|
|
|
|

Entry fitabariaka (tabariaka)
Part of speech noun
 Fomba na toetran'ny zavatra na olona mitabariaka, izany hoe miely, mipariaka, miparitaka. [1.1]

Updated on 2023/01/05