|
|
|
|

Entry fisovohana (sovoka)
Part of speech noun
 Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [1.1]

Updated on 2023/01/20