| Entry | fisotro (sotro) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina misotro:
Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo. Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|