|
|
|
|

Entry fisosoka (sosoka)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra misosoka, asiana sosoka
Fomba entina misosoka, mankeo amin' ny toeran' olona, misalovana eo anoloan' olona [1.1]

Updated on 2023/01/20