| Entry | fisosana (sosa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny [1.1] | ||
| Synonyms | fisosa | |
| Updated on 2023/01/20 |
|