| Entry | fisorohana (soroka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony:
Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1] | ||
| Updated on 2009/02/23 |
|