|
|
|
|

Entry fisonanahana (sonanaka)
Part of speech noun
 Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. [1.1]

Updated on 2023/01/05