|
|
|
|

Entry fisompatra (sompatra)
Part of speech noun
 Fomba entina misompatra na manao izay hahavoa ny sasany, manimba, mihetraketraka.
Azo somparana na simbana, asiana ratsy. [1.1]

Updated on 2023/01/20