|
|
|
|

Entry fisolotihana (solotika)
Part of speech noun
 Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka: Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra. [1.1]

Updated on 2023/01/05