|
|
|
|

Entry fisolontsolonana (solontsolona)
Part of speech noun
 Fisosososoana aminkasahiana tsy misy tahotra: Tafintohina Rasoa tamin'ny fisolontsolonan-dRamavo tany aminy. [1.1]

Updated on 2023/01/05