|
|
|
|

Entry fisolelahana (solelaka)
Part of speech noun
 Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra: Mitory toetra ambany dia ambany ny fisolelahana. [1.1]

Updated on 2023/01/20