| Entry | fisokirana (sokitra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo:
Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray: Fisokirana angely ao anaty lavony. Fanerena olona mba hiteny: Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|