|
|
|
|

Entry fisiviana (sivy)
Part of speech noun
 Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka. [1.1]
 Le partage en neuf parties [1.3]

Updated on 2023/01/20