| Entry | fisitisity (sitisity) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana. Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|