|
|
|
|

Entry fisiontsiona (siontsiona)
Part of speech noun
 Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy atsy sy ary, mihataka somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [1.1]

Updated on 2023/01/05