|
|
|
|

Entry fisintahana (sintaka)
Part of speech noun
 Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory. [1.1]

Updated on 2023/01/05