| Entry | fisingorana (singotra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahavoazana amin'ny tadivavarana:
Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|