| Entry | fisidinana (sidina) | |
| Part of speech | noun | |
| Fiakarana eny amin'ny habakabaka:
Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna. Fandehanana haingana mitsoriaka: Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: tsy tra-maso ny fisidinany teo. Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy mby tsy gaga amin'ny fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona. [1.1] | ||
| Updated on 2024/05/28 |
|