|
|
|
|

Entry fisesy (sesy)
Part of speech noun
 Toetran'ny zavatra misesy; fifandimbiasan-javatra matetika tsy misy fiatoana: tsy nahavitana asa firy ny fisesin'ny fety tao ho ao izay. [1.1]

Updated on 2023/01/20