|
|
|
|

Entry fiseranana (serana)
Part of speech noun
 Fandalovana vetivety dia lasa; fandalovana tsy maharitra: Nohirain'ny poety maro ny fiseranan'ny fiainana eto antany. [1.1]

Updated on 2023/01/20