|
|
|
|

Entry fisendahana (sendaka)
Part of speech noun
 Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [1.1]

Updated on 2023/01/05