|
|
|
|

Entry fisazohana (sazoka)
Part of speech noun
 Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr' olona no nahatonga azy higadra [1.1]

Updated on 2023/01/05