|
|
|
|

Entry fisavoanana (savoana)
Part of speech noun
 Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy [1.1]

Updated on 2023/01/05