|
|
|
|

Entry fisavoana (savoana)
Part of speech noun
 Fomba na toetran' ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin' ny habakabaka, misondrotra, midangana. Matetika koa anefa ny hoe "fisavoana" no fampiasa amin' ny hevitra hoe "fisavoanana": a) fiakarana eny amin' ny habakabaka: Ny fisavoanan' ny baolina; b) fisondrotana, fidanganana: Tsy hay lazaina ny fisavoanan' ny vidin-javatra ankehitriny; d) fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy: Asa na izaho no tsy nahazo ny fisavoanan' ny heviny no dia efa tsy anerany! [1.1]

Updated on 2023/01/05