|
|
|
|

Entry fisavasavana (savasava (sava))
Part of speech noun
 Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana iray, no ahitana ny fotony [1.1]

Updated on 2023/01/20