| Entry | fisavàna (sava) | |
| Part of speech | noun | |
| Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra [1.1] | ||
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Updated on 2023/01/20 |
|