|
|
|
|

Entry fisaronana (sarona)
Part of speech noun
 Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan' ny vehivavy ao anaty lamba rehefa mivoako [1.1]

Updated on 2023/01/20