|
|
|
|

Entry fisarihana (sarika)
Part of speech noun
 Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1]
 Attraction, tirage [1.13]

Updated on 2023/08/11