|
|
|
|

Entry fisarangotana (sarangotra)
Part of speech noun
 Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy [1.1]

Updated on 2023/01/05