| Entry | fisaona (saona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo [1.1] | ||
| Examples | nitanondrika tamin' alahelo toy ny fisaona reny aho.
[2.996] | |
| Updated on 2023/03/02 |
|