|
|
|
|

Entry fisantarana (santatra)
Part of speech noun
 Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin' ny alahady no fisantaran' Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina [1.1]

Updated on 2023/01/05