| Entry | fisandratana (sandratra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1] | ||
| Synonyms | fisandratra | |
| Updated on 2023/01/05 |
|