|
|
|
|

Entry fisandrahaka (sandrahaka)
Part of speech noun
 Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran' ny rantsana betsaka: Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinala [1.1]

Updated on 2023/01/05