|
|
|
|

Entry fisanasanana (sanasana)
Part of speech noun
 Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka [1.1]

Updated on 2023/01/05