| Entry | fisambotra (sambotra) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika" Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [1.1] | ||
| Examples | Ka hataontsika ahoana no fisambotra io?
[2.293] | |
| Updated on 2023/04/14 |
|