|
|
|
|

Entry fisamboaravoara (samboaravoara)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona na zavatra misamboaravoara, mihetsika mahery mitambolimbolina: Ny fisamboaravoaran' ny ranomasina [1.1]

Updated on 2023/01/05