|
|
|
|

Entry fisamahana (samaka)
Part of speech noun
 Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany
Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa [1.1]

Updated on 2023/01/20