|
|
|
|

Entry fisalovanana (salovana)
Part of speech noun
 Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1]

Updated on 2023/01/20