|
|
|
|

Entry fisalehorana (salehotra)
Part of speech noun
 Fahamaikamaikana foana, fiselontselonana amin' ny raharahan' ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio [1.1]

Updated on 2023/01/05