|
|
|
|

Entry fisakodinana (sakodina)
Part of speech noun
 Fivoivoizana, fivezivezena: Tsy misy tsy gaga nahita ny fisakodinan' iny tovolahy iny eran' ny tanàna [1.1]

Updated on 2023/01/05