| Entry | fisakanana (sakana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|