|
|
|
|

Entry fisaina (saina)
Part of speech noun
 Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo [1.1]
 Manière de penser, de réfléchir [1.3]
Examples 
1Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona. [2.503]
2Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao. [2.606]
3Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy. [1.369]

Updated on 2023/01/20