| Entry | fisafotofotoana (safotofoto (fotofoto)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa [1.1] | ||
| L'embrouillement, l’action de se démener de colère [1.3] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|