| Entry | fisafotofoto (safotofoto (fotofoto)) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady [1.1] | ||
| L'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère [1.3] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|