|
|
|
|

Entry fisadika (sadika)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany [1.1]

Updated on 2023/01/20